|
|
|
|

Entry1  ratsy fiaina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany
Explanations in French  4  [1.3] qui a mauvais caractère, bourru, dont la conduite est peu régulière
Elementary words  5  ratsy, fiaina
Synonyms  6  ratsy fitondran-tena

Anagrams  7  itafasirian, nitafasiria, ratsy fiaina, tafasirinay

Updated on 2025/01/21